plt_tn/jhn/05/21.md

20 lines
967 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa tahaka ny Ray manangana sy mamelona ny maty, dia tahaka izany ihany koa no ameloman' ny Zanaka izay tiany
Ny teny hoe "Fa tahaka" dia manamarika fahampitahana. Ny Zanak' Andriamanitra (Andriamanitra ilay Zanaka) dia manome fiainana tahaka an'Andriamanitra ilay Ray manome fiainana.
# Ray ... Zanaka
Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra.
# mamelona
Ity dia maneho ny "fiainana ara-panahy."
# Fa ny Ray dia tsy mitsara na iza na iza, fa nomeny ny Zanaka ny fitsarana rehetra
Ny teny hoe "Fa" dia manamarika fampitahana. Ilay Zanak'Andriamanitra dia mitondra ny fitsarana ho an'Andriamanitra ilay Ray.
# mba hanajan'ny rehetra ny zanaka ... ny Ray. Izay tsy manaja ny Zanaka dia tsy manaja ilay Ray
Andriamanitra Zanaka dia tsy maintsy hajaina sy deraina tahaka an'Andriamanitra Ray. Raha tsy vitantsika ny manaja an'Andriamanitra Zanaka, dia tsy vitantsika koa ny manaja an' Andriamanitra Ray.