plt_tn/deu/21/18.md

16 lines
468 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
# izay tsy hankato ny feon'ny rainy na ny feon'ny reniny
Eto ny hoe "feo" dia sarinteny ho an'izay tenenin'ny olona iray. DH: "izay tsy hankato izay lazain'ny rainy na ny reniny"
# ahitsin'izy ireo izy
"sazian'izy ireo amin'ny fanaovany ratsy izy" na "manofana sy manoro lalana azy izy ireo"
# tsy maintsy manery azy sy mitondra azy mivoaka
"tsy maintsy manery azy hivoaka"