# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # izay tsy hankato ny feon'ny rainy na ny feon'ny reniny Eto ny hoe "feo" dia sarinteny ho an'izay tenenin'ny olona iray. DH: "izay tsy hankato izay lazain'ny rainy na ny reniny" # ahitsin'izy ireo izy "sazian'izy ireo amin'ny fanaovany ratsy izy" na "manofana sy manoro lalana azy izy ireo" # tsy maintsy manery azy sy mitondra azy mivoaka "tsy maintsy manery azy hivoaka"