Fri Oct 25 2019 12:32:33 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:32:33 -04:00
parent 34eb28f61b
commit 7c96a958ad
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny ny y. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, mijotso avy eo amin'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary zareo nihombogny niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary zareo nihombogny niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy.