diff --git a/15/31.txt b/15/31.txt index 6b768c0f..f694d157 100644 --- a/15/31.txt +++ b/15/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny ny y. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, mijotso avy eo amin'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary zareo nihombogny niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy. \ No newline at end of file +\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa dia nankalaifaka Azy mitôvy zany, niaraka tamin-jareo mpanaoratra làlagna, ary nivaolagna hoe: "Nagnavotro ny hafa Izy, kanaifa tsy mahavotro ny haigniny. \v 32 Aoka lehy Kristy, lehy Mpanjakan'iIsraely, hirorogna avy akeo amin'ny hazofijaliagna, biaka mbô hitanay ary hinoanay," ary zareo nihombogny niaraka tamin'Azy koa dia nankalaifaka Azy. \ No newline at end of file