auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-22 10:08:30 -04:00 committed by root
parent 112b60f973
commit 40728902a0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny." Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.
\v 47 Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, \v 48 karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka.