diff --git a/14/47.txt b/14/47.txt index a44bf1eb..5571bfa5 100644 --- a/14/47.txt +++ b/14/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny." Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file +\v 47 Fa ny araiky tamin-jareo nitsangagna teo nagnaboaka ny meso ary namango lehy mpanompon'ny mpisoronabe kay nanapaka ny sôfiny. Nivôlagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Avia hanambotro Zaho, \v 48 karaha hôlongno hanambotro jiolahy, miaraka amin'ny meso sindraiky sabôha moa areo? \v 49 Tamin'ny zaho taminareo isan'andro sindraiky nagnanatra teo amin'ny tragno fiangonagna igny, tsy nisambôrinareo. Fa natao amin-jeo io mbô hagnatantairaka ny Saoratra Masigny."\v 50 Dia niala Azy aby reo jiaby niaraka tamin'i Jesôsy ary nipariaka. \ No newline at end of file