2019-10-17 09:05:01 +00:00
|
|
|
\v 33 Ary fagnohoaragna fôntry karaha zany no nikoragniny izy nivôlagna tamin-jareo, araka izay fahazahoa-njareo azy, \v 34 avakeo tsy nikoragna tamin-jareo kô tsy tamin'ny fagnoharagna izy. Kanefa kôfa nanokagna izy, dia nazavainy tamin'ireo mpianany manôkagna ny raha jiaby.
|