2019-10-17 05:58:21 +00:00
|
|
|
\v 33 \v 34 Ary fagnohoaragna fôntry karaha zany no nikoragniny izy nivôlagna tamin-jareo, araka izay fahazahoa-njareo azy, avakeo tsy nikoragna tamin-jareo kô tsy tamin'ny fagnoharagna izy. Kanefa kôfa nanokagna izy, dia nazavainy tamin'ireo mpianany manôkagna ny raha jiaby.
|