Mon Jul 26 2021 14:00:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-26 14:00:39 -04:00
parent 6754f16dfd
commit 8f3cadc934
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Melkiezedeka zany, mpanjakan'ny Salema, mpisôrognon-Jagnahary taigna agnambo, zay fanôjy tamin'i Abrahama koafa nimpôdy avy nandresy reo mpanjaka avakeo nitahy azy.\v 2 Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe:"Melkiezedeka" dia midika hoe: "mpanjakan'ny fahamarinagna." Ny agnarany hafa dia "mpanjakan' i Salema," zany dia: "mpanjakan'ny fiadanagna."\v 3 Izy dia tsy managna iada, tsy managna niny, tsy mangna razam-be, aveo tsy managna fahatapairan'ny fiainagna. Fao naifa, mitôvy amin'ny Zanaka Zagnahary izy, satria mipaitraka ho mpisôrogno bariky dintany.
\c 7 \v 1 Melkiezedeka zany, mpanjakan'ny Salema, mpisôrognon-Jagnahary Taigna Agnambo, zay fanôjy tamin'i Abrahama koafa nimpôdy avy nandresy reo mpanjaka avakeo nitahy azy. \v 2 Izy no namian'i Abrahama ny ampahafôlon'ny raha jiaby. Ny agnarany hoe: "Melkiezedeka" dia midika hoe: "mpanjakan'ny fahamarinagna." Ny agnarany hafa dia "mpanjakan'i Salema," zany dia: "mpanjakan'ny fiadanagna." \v 3 Izy dia tsy managna iada, tsy managna niny, tsy mangna razam-be, aveo tsy managna fahatapairan'ny fiainagna. Fao naifa, mitôvy amin'ny Zanaka Zagnahary izy, satria mipaitraka ho mpisôrogno bariky dintany.

View File

@ -1 +1 @@
Toko faha 7
Toko Faha 7

View File

@ -86,6 +86,7 @@
"06-11",
"06-13",
"06-16",
"06-19",
"07-title",
"07-01",
"07-04",