Mon Jul 26 2021 13:58:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-26 13:58:39 -04:00
parent 09094ae8ea
commit 6754f16dfd
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Fao ny ôlogno dia mifanta amin'ny ôlogno zay taigna gaida noho ny haignin-jareo. Isaka tapitry ny fifamaliagnan-jareo,dia misy voady araiky tsabogny ho fagnamasinagna. \v 17 Koafa nanapa-kevitry ny hagnaboaka taigna mazava tamin'ny reo mpandaovan'ny fampanantenagna ny tsy fiovoan'ny lanjan'ny tanjony Zagnahary, dia namiany antoko tamin'ny voady zany. \v 18 Natany zany biaka ho amin'ny alalan'ny raha tsy azo soafagna aroa_zay tsy hain-Jagnahary ny mavandy amin'ny zany_dia hanagna fampaheraizagna mantanjaka mbô hitanagna mafy ny fahatokiagna zay nambaila teo agnatraihantsika, atsika, zay nilaifa mbô hanagna fialofagna.
\v 16 Fao ny ôlogno dia mifanta amin'ny ôlogno zay taigna gaida noho ny haignin-jareo. Isaka tapitry ny fifamaliagnan-jareo,dia misy voady araiky tsabogny ho fagnamasinagna. \v 17 Koafa nanapa-kevitry ny hagnaboaka taigna mazava tamin'ny reo mpandaovan'ny fampanantenagna ny tsy fiovoan'ny lanjan'ny tanjony Zagnahary, dia namiany antoko tamin'ny voady zany. \v 18 Natany zany biaka ho amin'ny alalan'ny raha tsy azo soafagna aroa—zay tsy hain-Jagnahary ny mavandy amin'ny zany—dia hanagna fampaheraizagna mantanjaka mbô hitanagna mafy ny fahatokiagna zay nambaila teo agnatraihantsika, atsika, zay nilaifa mbô hanagna fialofagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Managna zany toky zany atsika ho aroa ndraiky vatofantsiky azo hiankinagna hoan'ny fagnahitsika, fahatokiagna zay miditry ao amin'ny fitoeragna agnatiny ao ambadiky ny lamba. \v 20 Jesôsy niditry tao amin'ny zany fitoeragna zany hotra ny mpialaoha lalagna hoantsika, kay tonga mpisoronabe bariky dintany magnaraka ny fomban'i Melkizedeka.
\v 19 Managna zany toky zany atsika ho aroa ndraiky vatofantsiky azo hiankinagna hoan'ny fagnahintsika, fahatokiagna zay miditry ao amin'ny fitoeragna agnatiny ao ambadiky ny lamba. \v 20 Jesôsy niditry tao amin'ny zany fitoeragna zany hotra ny mpialaoha lalagna hoantsika, kay tonga mpisoronabe bariky dintany magnaraka ny fomban'i Melkizedeka.

View File

@ -84,8 +84,8 @@
"06-07",
"06-09",
"06-11",
"06-13",
"06-16",
"06-19",
"07-title",
"07-01",
"07-04",