Mon Jul 26 2021 15:16:39 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-26 15:16:39 -04:00
parent 5b979c1ee2
commit 7f7df5f0fb
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Tsarovy reo voagadra, hotra ny niara-nifehy taminjareo areo. Tsarovy reo zay nampahorigny, hotra ny hoe zareo faogna koa areo amin'ny vatagna. \v 4 Aoka ho hajain'ny tsiaraikiaraiky ny fanambadiagna mbô hadio, fao Zagnahary dia hitsara reo mpangala-badin'ôlogno ndraiky reo mpijangajanga.
\v 3 Tsarovy reo voagadra, hotra ny niara-nifehy taminjareo areo. Tsarovy reo zay nampahorigny, hotra ny hoe zareo faogna koa areo amin'ny vatagna. \v 4 Aoka ho hajain'ny tsiaraikiaraiky ny fanambadiagna. Aoka ny fandriagn'ny fanambadiana mbô hadio, fao Zagnahary dia hitsara reo mpangala-badin'ôlogno ndraiky reo mpijangajanga.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Ambilao ny fitondrantaignanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola. Mifalia amin'ny reo raha zay anagnanareo, satria Zagnahary haigniny dia nivaolagna nagnanjao: "Zaho dia tsy hiala areo velively, na hahafoy areo."\v 6 Aleo atsika ho ravo mbô ho mahasaiky hivaolagna magnanjao: "Ny Tompo no Mpamonjinaha; Kay tsy hatahotro zaho. Ino no azon'ny ôlogno atao aminaha?"
\v 5 Ambilao ny fitondrantaignanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola. Mifalia amin'ny reo raha zay anagnanareo, satria Zagnahary haigniny dia nivaolagna nagnanjao: "Zaho dia tsy hiala areo velively, na hahafoy areo." \v 6 Aleo atsika ho ravo mbô ho mahasaiky hivaolagna magnanjao: "Ny Tompo no Mpamonjinaha; kay tsy hatahotro zaho. Ino no azon'ny ôlogno atao aminaha?"