diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index c1cd613..e59bf61 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Tsarovy reo voagadra, hotra ny niara-nifehy taminjareo areo. Tsarovy reo zay nampahorigny, hotra ny hoe zareo faogna koa areo amin'ny vatagna. \v 4 Aoka ho hajain'ny tsiaraikiaraiky ny fanambadiagna mbô hadio, fao Zagnahary dia hitsara reo mpangala-badin'ôlogno ndraiky reo mpijangajanga. \ No newline at end of file +\v 3 Tsarovy reo voagadra, hotra ny niara-nifehy taminjareo areo. Tsarovy reo zay nampahorigny, hotra ny hoe zareo faogna koa areo amin'ny vatagna. \v 4 Aoka ho hajain'ny tsiaraikiaraiky ny fanambadiagna. Aoka ny fandriagn'ny fanambadiana mbô hadio, fao Zagnahary dia hitsara reo mpangala-badin'ôlogno ndraiky reo mpijangajanga. \ No newline at end of file diff --git a/13/05.txt b/13/05.txt index efcc2c2..c50760f 100644 --- a/13/05.txt +++ b/13/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Ambilao ny fitondrantaignanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola. Mifalia amin'ny reo raha zay anagnanareo, satria Zagnahary haigniny dia nivaolagna nagnanjao: "Zaho dia tsy hiala areo velively, na hahafoy areo."\v 6 Aleo atsika ho ravo mbô ho mahasaiky hivaolagna magnanjao: "Ny Tompo no Mpamonjinaha; Kay tsy hatahotro zaho. Ino no azon'ny ôlogno atao aminaha?" \ No newline at end of file +\v 5 Ambilao ny fitondrantaignanareo ho afaka amin'ny fitiavam-bola. Mifalia amin'ny reo raha zay anagnanareo, satria Zagnahary haigniny dia nivaolagna nagnanjao: "Zaho dia tsy hiala areo velively, na hahafoy areo." \v 6 Aleo atsika ho ravo mbô ho mahasaiky hivaolagna magnanjao: "Ny Tompo no Mpamonjinaha; kay tsy hatahotro zaho. Ino no azon'ny ôlogno atao aminaha?" \ No newline at end of file