auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-14 13:48:01 -05:00 committed by root
parent 8c48e79c56
commit f3a960acba
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagn
Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagna, hotra ny zanak'ôlombelogno tavaila atsika.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany at