From f3a960acbaa9b1411827720b7043a7c9e801f3d0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Plt-Mad004 <> Date: Mon, 14 Dec 2020 13:48:01 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 02/01.txt | 2 +- 02/04.txt | 1 + 2 files changed, 2 insertions(+), 1 deletion(-) create mode 100644 02/04.txt diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index 74bb901..fc609c7 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagn \ No newline at end of file +Ary mahakasiky are, dia maty tao agnatin'ny fahadisaovanare ndraiky ny fahotanare are. Tao amin'ny regny fahadisaovagna regny no niaignanare talaoha araka ny fomban'ny zao tontolo zao. Niaigny araka ny mpanapaka re fahefagna egny amin'ny rivotro are, lehy fagnahy zay miasa ao aminare zanaky ny tsy fankatoavagna. Niaigny teo amin'ny regny ôlogno regny jiaby atsika talaoha, nagnatantairaka re filan-dratsin'ny nôfontsika, ary nagnatantairaka ny fagnirian'ny nôfo ndraiky ny saigny. Afa voahary ho zanaky ny fahatizairagna, hotra ny zanak'ôlombelogno tavaila atsika. \ No newline at end of file diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt new file mode 100644 index 0000000..b06d721 --- /dev/null +++ b/02/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fao, manankariagna famindram-pô Zagnahary noho lehy fitiavany gaida zay nitiavany at \ No newline at end of file