auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 10:29:41 -04:00 committed by root
parent 9e7970f215
commit 40a2da47c2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Zagnahary Babantsika , ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tompo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ologno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbo tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo eo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.
\v 11 Zagnahary Babantsika vokany, ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tômpo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ôlogno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbô tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.