auto save
This commit is contained in:
parent
a72d8507ba
commit
9e7970f215
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 Zagnahary Babantsika vôngany, ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tompo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ologno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbo tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo eo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.
|
||||
\v 11 Zagnahary Babantsika , ary Jesôsy Tompontsika anie, hagnitsy ny lalagnanay ho aminareo. \v 12 Ny Tompo anie hampômbo ndraiky hampiditry amin'ny fifankatiavanareo amin'ny hafa ndraiky ologno jiaby, hotry ny atanay aminareo koa.\v 13 Izy anie hagnamafy ny fônareo, kay mbo tsy hanantsigny amin'ny fahamasignagna zareo eo agnatrehan-Jagnahary Babantsika, amin'ny fiavian'i Jesôsy Tompontsika mboan-jareo masigny jiaby.
|
Loading…
Reference in New Issue