Tue Jul 27 2021 10:50:55 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-27 10:50:55 -04:00
parent a91edc4819
commit d68d060615
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. \v 4 Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo aminanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Ary manaoratra reo raha reo zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare."]
\v 3 Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. \v 4 Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo aminare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Ary manaoratra reo raha reo zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare."]