diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 5df2092..f8c820d 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. \v 4 Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo aminanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Ary manaoratra reo raha reo zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare."] \ No newline at end of file +\v 3 Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. \v 4 Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo aminare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Ary manaoratra reo raha reo zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare."] \ No newline at end of file