auto save
This commit is contained in:
parent
1fcc057491
commit
9fc6485501
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lí. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lí. Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: ny Fagnahy, ny rano, ary ny lí. Re telo re dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahym
|
||||
Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lí. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lí. Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: ny Fagnahy, ny rano, ary ny lí. Re telo re dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lí; ary re telo re dia hotra ny araiky." Na zany aby, re dikan-teny taigna tsara dia tsy mivaky hotra zany.]
|
Loading…
Reference in New Issue