diff --git a/05/06.txt b/05/06.txt index 351e19c..60a3fc2 100644 --- a/05/06.txt +++ b/05/06.txt @@ -1 +1 @@ -Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lí. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lí. Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: ny Fagnahy, ny rano, ary ny lí. Re telo re dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahym \ No newline at end of file +Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lí. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lí. Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: ny Fagnahy, ny rano, ary ny lí. Re telo re dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lí; ary re telo re dia hotra ny araiky." Na zany aby, re dikan-teny taigna tsara dia tsy mivaky hotra zany.] \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt new file mode 100644 index 0000000..c4b24bd --- /dev/null +++ b/05/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +Raha mangala ny fitsanganagna antomoan'ôlogn \ No newline at end of file