auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 07:42:35 -05:00 committed by root
parent 6976b9cd56
commit 925591ba71
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Igny hotra ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay tsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnisy heo: "ary zany atsika."] Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabare hoe hotra ny ino atsika. Atsika dia mahay fao koafa miboaka i Kristy, dia hotra Azy atsika, satria hahita Azy hotra Azy atsika. Jiaby zay managna zany fahatokiagna mahakasiky ny hoavy mifôtotro amin'ny zany dia magnadio ny haig
Igny hotra ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay tsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnisy heo: "ary zany atsika."] Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabare hoe hotra ny ino atsika. Atsika dia mahay fao koafa miboaka i Kristy, dia hotra Azy atsika, satria hahita Azy hotra Azy atsika. Jiaby zay managna zany fahatokiagna mahakasiky ny hoavy mifôtotro amin'ny zany dia magnadio ny haigniny mbô hadio hotra Azy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zay jiaby manota dia magnano zay tsy ara-dalàgna; fao ny fahotagna dia tsy ara-dalàgna. Are dia mahay fao