auto save
This commit is contained in:
parent
757b79882e
commit
6976b9cd56
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Igny hotra ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay tsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnisy heo: "ary zany atsika."] Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabare hoe hotra ny ino atsika. Atsika dia mahay fao koafa miboaka i Kristy, d
|
||||
Igny hotra ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay tsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnisy heo: "ary zany atsika."] Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabare hoe hotra ny ino atsika. Atsika dia mahay fao koafa miboaka i Kristy, dia hotra Azy atsika, satria hahita Azy hotra Azy atsika. Jiaby zay managna zany fahatokiagna mahakasiky ny hoavy mifôtotro amin'ny zany dia magnadio ny haig
|
Loading…
Reference in New Issue