auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 07:42:35 -05:00 committed by root
parent 7df8a80262
commit 7addc15d19
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy eo aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo hoanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Ary manaoratra re raha re zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare.]
Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy eo aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo hoanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Ary manaoratra re raha re zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare."]

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zao no hafatra zay afa regninay avy taminazy kay ambaranay aminare: Zagnahary dia fahazavagna, ary ao Aminazy dia tisy hizigny velively. Raha mivaolagna atsika fao managna fifandraisagna Aminazy ave mandaiha ao