auto save
This commit is contained in:
parent
fae204d24d
commit
7df8a80262
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy eo aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo hoanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Ary manaoratra re raha re zahay mbô ho
|
||||
Zay afa hitanay ndraiky regninay dia ambaranay aminare faogna koa, mbô hanagnanare fifandraisagna aminay faogna koa. Ny fifandraisagna misy eo aminay dia amin'ny Iada ndraiky amin'ny Zanany, Jesôsy Kristy. Mitôvy zany faogna koa, manaoratra reo raha reo hoanare zahay mbô ho tantairaka ny haravoagnantsika. [Fagnamarihagna: Reo dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Ary manaoratra re raha re zahay mbô ho tantairaka ny haravoaganare.]
|
Loading…
Reference in New Issue