auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 09:23:00 -05:00 committed by root
parent 1efba2a67f
commit 0517590f0e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapà reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary, ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'nt antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hoe: "Ary ny fagnahy zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy
Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapà reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary, ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'nt antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hoe: "Ary ny fagnahy zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ary avaizo dia afa aketo an-tany.]

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Are dia avy amin-Jagnahary, ry zanaka tiagna, ary afa nandresy zare, satria lehy araiky zay ao aminare dia gaida mihoatra noho lehy araiky zay