diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 2437ff0..dd4eedc 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapà reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary, ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'nt antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hoe: "Ary ny fagnahy zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy \ No newline at end of file +Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapà reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary, ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'nt antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hoe: "Ary ny fagnahy zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ary avaizo dia afa aketo an-tany.] \ No newline at end of file diff --git a/04/04.txt b/04/04.txt new file mode 100644 index 0000000..87de133 --- /dev/null +++ b/04/04.txt @@ -0,0 +1 @@ +Are dia avy amin-Jagnahary, ry zanaka tiagna, ary afa nandresy zare, satria lehy araiky zay ao aminare dia gaida mihoatra noho lehy araiky zay \ No newline at end of file