Fri Jul 30 2021 11:28:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 11:28:09 -04:00
parent cb06db95f3
commit e842ed9ee1
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haininareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? \v 20 Fao ôlomboavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: Reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.]
\v 19 Moa tsy hainareo fao ny haigninareo dia tempolin'ny Fagnahy Masigny, zay mibidôko akao agnatinareo, zay azonareo avy amin-Jagnahary? Moa tsy hainareo moa fa tsy nihinareo ny haigninareo? \v 20 Fao ôlom-boavidy areo. Noho zany dia mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo. [Fagnamarihagna: Reo dika-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Noho zany mankalazao Zagnahary amin'ny haigninareo ndraiky amin'ny fagnahinareo, zay nihin-Jagnahary." Fao ny dika-teny taigna tsara dia tsy mivaky karaha io.]

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary mahakasiky reo olagna zay nisoroatanreo mbomban'ny zao: "Tsara amin'ny lalahy ny tsy mikasiky vaiavy." \v 2 Naifa noho ireo fakam-pagnahy amin'ny fahavaitavaitagna maro isankarazany, dia tôkony hanagna ny vadiny manaokagna aby ny lalahy tsiaraikiaraiky, aveo ny vaiavy tsiaraikiaraiky dia tôkony hanagna vadiny manaokagna aby.
\c 7 \v 1 Ary mahakasiky reo olagna zay nisoroatanareo mbomban'ny zao: "Tsara amin'ny lalahy ny tsy mikasiky vaiavy." \v 2 Naifa noho ireo fakam-pagnahy amin'ny fahavaitavaitagna maro isankarazany, dia tôkony hanagna ny vadiny manaokagna aby ny lalahy tsiaraikiaraiky, aveo ny vaiavy tsiaraikiaraiky dia tôkony hanagna vadiny manaokagna aby.