Fri Jul 30 2021 11:24:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 11:24:09 -04:00
parent 3da176a6ef
commit cb06db95f3
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Ireo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, \v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay onogno, reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-keriny_ tsisy araiky aminjareo handaova ny fanjakan-Jagnahary. \v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndraiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika.
\v 9 Moa tsy hainareo fao ny tsy marigny dia tsy handaova ny fanjakan-Jagnahary? Aza mino vandy. Ireo vaitavaita, reo mpanompo sampy, reo mpijangajanga, reo lalahy mpivaro-taigna, reo zay miaraka mandry amin'ny samy lalahy, \v 10 reo mpangalatra, reo tsy mahay onogno, reo mpimamo, reo mpagnaratsy, reo mpagnano an-kerinytsisy araiky aminjareo handaova ny fanjakan-Jagnahary. \v 11 Hotra zany ny sasany aminareo. Fao afa voadio areo, nihamasinigny areo, aveo voamarigny teo amin-Jagnahary areo tamin'ny agnaran'i Tompo Jesôsy Kristy ndraiky tamin'ny Fagnahin-Jagnaharintsika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 "Ny raha jiaby dia ara-dalagna aminaha," fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny raha jiaby ara-dalagna aminaha," fao tsy ho andevozin'ny araiky amin'ny reo zaho. \v 13 "Ny hanigny dia nihin'ny kibo, aveo ny kibo natao ho nihin'ny hanigny," Fao Zagnahary dia hagnafoagna zareo roa reo. Ny vatagna dia tsy natao ho nihin'ny fijangajangagna. Fao ndraiky, ny vatagna dia natao ho nihin'ny Tompo, ary ny Tompo dia hagnamia nihin'ny vatagna.
\v 12 "Ny raha jiaby dia ara-dalagna aminaha," fao tsy ny raha jiaby no mahatsara. "Ny raha jiaby ara-dalagna aminaha," fao tsy ho andevozin'ny araiky amin'ny reo zaho. \v 13 "Ny hanigny dia nihin'ny kibo, aveo ny kibo natao ho nihin'ny hanigny," fao Zagnahary dia hagnafoagna zareo roa reo. Ny vatagna dia tsy natao ho nihin'ny fijangajangagna. Fao ndraiky, ny vatagna dia natao ho nihin'ny Tompo, ary ny Tompo dia hagnamia nihin'ny vatagna.