auto save

This commit is contained in:
MAD112 2020-01-23 02:16:29 -05:00 committed by root
parent 588d4674a5
commit 9a5093b612
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !" Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany".
\v 23 Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !"\v 24 Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! \v 25 Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany".