From 9a5093b612c5c05161bd889da599d09f7a362f91 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD112 <> Date: Thu, 23 Jan 2020 02:16:29 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/23.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/23.txt b/10/23.txt index 258839a0..6316275c 100644 --- a/10/23.txt +++ b/10/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !" Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany". \ No newline at end of file +\v 23 Tio eky i Jesosy nizaha magnodidy izy avio nivolagna tamin'ny mpiantranany : "tegna ho sarotra amin-dro olo jiaby manan-draha aby io ny hihiditra amin'ny fanjakan-dRagnahary !"\v 24 Gaga eky irô mpianatra aby io tamin'ny rah nivolagniny. Nampody nambaran'i Jesosy tamin'dro: "Zanakô tegna sarotra mare ny fidiragna amin'fanjakan-dRagnahary zegny ai! \v 25 Aleoleoho aby ny mampiditra rameva amin'ny vodiny fanjaitra ,karah ny mpagnarivo hihiditra amin'ny fanjakanany". \ No newline at end of file