auto save
This commit is contained in:
parent
8d6563a7d2
commit
847c87b09f
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 31Koa fa havy amin'ny voninahiny ny Zanak'Olo ndraiky ny anjely jiaby miaraka Aminy zegny hipetraka eo amin'ny seza fihandrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32Baka iô, firenena jiaby zegny havory eo anatrehany, avy iô hagnavaka ny olo araiky amin'araiky hafa Izy, tahaka ny mpiandry odrikodrika manavaka odrikodrika amin'ny bengy. \v 33Hametraka odrikodrika ho eo ankavanagna izy, fa ny bengy eo ankaviany.
|
\v 31Koa fa havy agny amin'ny voninahiny ny Zanak'Olo ndraiky anjely jiaby miaraka Aminy, hipaitraka eo amin'ny seza fihandrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32Baka iô, firenena jiaby zegny havory eo ankilany, avy iô Izy hagnavaka ny olo araiky amin'araiky hafa Izy, tahaka ny mpiandry odrikodrika manavaka odrikodrika amin'ny bengy. \v 33Hametraka odrikodrika ho eo ankavanagna izy, fa ny bengy eo ankaviany.
|
Loading…
Reference in New Issue