diff --git a/25/31.txt b/25/31.txt index d6974280..bdebda2b 100644 --- a/25/31.txt +++ b/25/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31Koa fa havy amin'ny voninahiny ny Zanak'Olo ndraiky ny anjely jiaby miaraka Aminy zegny hipetraka eo amin'ny seza fihandrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32Baka iô, firenena jiaby zegny havory eo anatrehany, avy iô hagnavaka ny olo araiky amin'araiky hafa Izy, tahaka ny mpiandry odrikodrika manavaka odrikodrika amin'ny bengy. \v 33Hametraka odrikodrika ho eo ankavanagna izy, fa ny bengy eo ankaviany. \ No newline at end of file +\v 31Koa fa havy agny amin'ny voninahiny ny Zanak'Olo ndraiky anjely jiaby miaraka Aminy, hipaitraka eo amin'ny seza fihandrihanan'ny voninahiny Izy. \v 32Baka iô, firenena jiaby zegny havory eo ankilany, avy iô Izy hagnavaka ny olo araiky amin'araiky hafa Izy, tahaka ny mpiandry odrikodrika manavaka odrikodrika amin'ny bengy. \v 33Hametraka odrikodrika ho eo ankavanagna izy, fa ny bengy eo ankaviany. \ No newline at end of file