Tue Dec 08 2020 11:14:51 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-08 11:14:51 -05:00
parent ecaea11e72
commit 5eb5266d36
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Izegny mitovy amin'ny lelahy araiky izay handaiha ho agny amin'ny firenen-kafa. Nikaiky mpiasanazy izy ka nampitantagna azy irô haregnany. \v 15 Ny araiky tamindrô namiany talenta dimy, ny araiky hafa namiany aroe, ary araiky hafa ndraiky namiany talenta araiky. Ny tsiaraikiaraiky zegny samy nandray talenta araka izay fahaizany avy, avy iô i lelahy yô nandaiha tamin'ny diany tagny.\v 16Ny araiky izay nahazo talenta dimy zegny nihala teo noho eo kay nampiasa azy ary nahazo talenta dimy hafa.
\v 14 Izegny mitovy amin'ny lelahy araiky izay handaiha ho agny amin'ny firenen-kafa. Nikaiky mpiasanazy izy ka nampitantagna azy irô haregnany. \v 15 Ny araiky tamindrô namiany talenta dimy, ny araiky hafa namiany aroe, ary araiky hafa ndraiky namiany talenta araiky. Ny tsiaraikiaraiky zegny samy nandray talenta araka izay fahaizany avy, avy iô i lelahy iô nandaiha tamin'ny diany tagny. \v 16 Ny araiky izay nahazo talenta dimy zegny nihala teo noho eo kay nampiasa azy ary nahazo talenta dimy hafa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Afaka fotoagna ailahaila, nipody zegny chefondrô sady nandamin-draharaha tamindrô. \v 20 Niditra ilay mpanompo izay nahazo talenta dimy, sady nitaondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, namianao talenta dimy zaho. indrioo, nanagna tombony talenta dimy hafa zaho."\v 21 Hoy ny chefonany taminy hoe: "Tsara izegny, ry mpiasa tsara sady mahatoky! Nahatoky tamn'ny zavatra vitsivitsy ianao. Izaho hampihandraikitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny chefonao."
\v 19 Afaka fotoagna ailahaila kay nipody zegny chefondrô sady nandamin-draharaha tamindrô. \v 20 Niditra ilay mpanompo izay nahazo talenta dimy sady nitaondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, namianao talenta dimy zaho. indrioo, nanagna tombony talenta dimy hafa zaho." \v 21 Hoy ny chefonany taminy hoe: "Tsara izegny, ry mpiasa tsara sady mahatoky! Nahatoky tamn'ny zavatra vitsivitsy ianao. Izaho hampihandraikitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny chefonao."

View File

@ -44,10 +44,10 @@
"25-05",
"25-07",
"25-10",
"25-14",
"25-17",
"25-19",
"25-22",
"25-24",
"25-26",
"25-28",
"25-31",