diff --git a/25/14.txt b/25/14.txt index 383b4f00..9ab83af9 100644 --- a/25/14.txt +++ b/25/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Izegny mitovy amin'ny lelahy araiky izay handaiha ho agny amin'ny firenen-kafa. Nikaiky mpiasanazy izy ka nampitantagna azy irô haregnany. \v 15 Ny araiky tamindrô namiany talenta dimy, ny araiky hafa namiany aroe, ary araiky hafa ndraiky namiany talenta araiky. Ny tsiaraikiaraiky zegny samy nandray talenta araka izay fahaizany avy, avy iô i lelahy yô nandaiha tamin'ny diany tagny.\v 16Ny araiky izay nahazo talenta dimy zegny nihala teo noho eo kay nampiasa azy ary nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file +\v 14 Izegny mitovy amin'ny lelahy araiky izay handaiha ho agny amin'ny firenen-kafa. Nikaiky mpiasanazy izy ka nampitantagna azy irô haregnany. \v 15 Ny araiky tamindrô namiany talenta dimy, ny araiky hafa namiany aroe, ary araiky hafa ndraiky namiany talenta araiky. Ny tsiaraikiaraiky zegny samy nandray talenta araka izay fahaizany avy, avy iô i lelahy iô nandaiha tamin'ny diany tagny. \v 16 Ny araiky izay nahazo talenta dimy zegny nihala teo noho eo kay nampiasa azy ary nahazo talenta dimy hafa. \ No newline at end of file diff --git a/25/19.txt b/25/19.txt index f2648b3d..7b2694ae 100644 --- a/25/19.txt +++ b/25/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Afaka fotoagna ailahaila, nipody zegny chefondrô sady nandamin-draharaha tamindrô. \v 20 Niditra ilay mpanompo izay nahazo talenta dimy, sady nitaondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, namianao talenta dimy zaho. indrioo, nanagna tombony talenta dimy hafa zaho."\v 21 Hoy ny chefonany taminy hoe: "Tsara izegny, ry mpiasa tsara sady mahatoky! Nahatoky tamn'ny zavatra vitsivitsy ianao. Izaho hampihandraikitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny chefonao." \ No newline at end of file +\v 19 Afaka fotoagna ailahaila kay nipody zegny chefondrô sady nandamin-draharaha tamindrô. \v 20 Niditra ilay mpanompo izay nahazo talenta dimy sady nitaondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, namianao talenta dimy zaho. indrioo, nanagna tombony talenta dimy hafa zaho." \v 21 Hoy ny chefonany taminy hoe: "Tsara izegny, ry mpiasa tsara sady mahatoky! Nahatoky tamn'ny zavatra vitsivitsy ianao. Izaho hampihandraikitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny chefonao." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c419b1c0..0d6f96d2 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -44,10 +44,10 @@ "25-05", "25-07", "25-10", + "25-14", "25-17", "25-19", "25-22", - "25-24", "25-26", "25-28", "25-31",