auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-04-20 09:37:06 +02:00 committed by root
parent 60c05464ae
commit 89ced9ff39
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1Fa ingo, ho avy gny andro toy gny fatana, aby lasa moloso ireo pirehareha vo panao rasy aby. Ho avy gny andro agnoro anazy ireo, ''hoy Yaveh tompon'ny maro, dra, ''dra hagnenga izay ho sy hisy faka vo rasany izay. \v 2Fa ho adrareo izay matahosy gny agnarako, gny masoandron'ny fahamarinana dra hiposaka midray amigny fagnasitragna egny amin'ireo elany. Hiboaky hadrareo, dra hido
\v 1Fa ingo, ho avy gny andro toy gny fatana, aby lasa moloso ireo pirehareha vo panao rasy aby. Ho avy gny andro agnoro anazy ireo, ''hoy Yaveh tompon'ny maro, dra, ''dra hagnenga izay ho sy hisy faka vo rasany izay. \v 2Fa ho adrareo izay matahosy gny agnarako, gny masoandron'ny fahamarinana dra hiposaka midray amigny fagnasitragna egny amin'ireo elany. Hiboaky hadrareo, dra hidikosy manahaky gny zanak'agnomby avy ao amigny fihinanam-bilona. \v 3Amin'izay andro izay dra hagnisakisaky gny rasy hadrareo, satria ho levona ambanin'ny faladiam-botrareo