From 89ced9ff39744ac403c9740d06619e6f22f33301 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Tanosy-002 <> Date: Tue, 20 Apr 2021 09:37:06 +0200 Subject: [PATCH] auto save --- 04/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index 4e02c16..855a09f 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1Fa ingo, ho avy gny andro toy gny fatana, aby lasa moloso ireo pirehareha vo panao rasy aby. Ho avy gny andro agnoro anazy ireo, ''hoy Yaveh tompon'ny maro, dra, ''dra hagnenga izay ho sy hisy faka vo rasany izay. \v 2Fa ho adrareo izay matahosy gny agnarako, gny masoandron'ny fahamarinana dra hiposaka midray amigny fagnasitragna egny amin'ireo elany. Hiboaky hadrareo, dra hido \ No newline at end of file +\v 1Fa ingo, ho avy gny andro toy gny fatana, aby lasa moloso ireo pirehareha vo panao rasy aby. Ho avy gny andro agnoro anazy ireo, ''hoy Yaveh tompon'ny maro, dra, ''dra hagnenga izay ho sy hisy faka vo rasany izay. \v 2Fa ho adrareo izay matahosy gny agnarako, gny masoandron'ny fahamarinana dra hiposaka midray amigny fagnasitragna egny amin'ireo elany. Hiboaky hadrareo, dra hidikosy manahaky gny zanak'agnomby avy ao amigny fihinanam-bilona. \v 3Amin'izay andro izay dra hagnisakisaky gny rasy hadrareo, satria ho levona ambanin'ny faladiam-botrareo \ No newline at end of file