Fri Jan 24 2020 15:36:19 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:36:20 -05:00
commit 07b560b1e8
19 changed files with 43 additions and 2 deletions

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ho ame fahafaha no nagnafahan'i Kristy. Mipetraka tsara, noho izany, aza magneky ho ao ambanin'ē zoga fagnandevoza koa.\v 2 Indro, izaho, Paoly, mizaka aminareo fa raha mamela gne tagnanareo ho forà anareo, da tsy hahatsara anareo ame fomba rehetra Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelo ame olo tsiraikiraiky izay mamela gne tegnany ho voafora koa iao fa voatery agnaraky gne lalàna rehetra izy. \v 4 Tafasaraka tamin'i Kristy anareo, izay tia ho hamarigny ame lalàna; ary tsy miaigny fahasoava koa anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa ame alalan'ē fagnahy, ame finoa, no handignasantsika fatratry gne fagnategna gne fahamarigna. \v 6 Ao amin'i Kristy Jesosy da tsy midika na ino na ino na voafora, fa gne finoa miasa ame fitiava koa.\v 7 Fa nihazakazaka tsara anareo. Ia gne nanakagny anareo ame fakatoava gne marigny? \v 8 Izany fandresen-dahatry izany da tsy avy ame nangia anareo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Lalivay kidy no mampitombo gne koba rehetra. \v 10 Fa matoky gne Tompo aho fa tsy hangala fomba fijery hafa anareo. Fa gne raiky izay tsy mampilamigny anareo no hagnefa gne sazy, na ia izy na ia.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ra, rahalahy, raha magnambara gne ame famorà aho, nagnino iao no mbola hejē? Amin'izany da ho afaka aby gne fahatafitoin'ē hazo fizalia. \v 12 Fa ho andreo mpagnakorata anareo, egnagny mba hanapaka gne tegnany indreo!

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa nangia ho ame fahafa anareo, ra rahalahy. Nefa aza ampiasay ho iriky ame filan'ē nofo gne fahafanareo; fa koa, ame alalan'ē fitiava da mifanopoa. \v 14 Fa gne lalàna rehetra da tateraky ao anie didy raiky; ao aminy hoe : '' tsy maintsy mitia gne namanao tahaka gne tegnanao anao.'' \v 15 Fa raha mifagnifatry sy mifampihina anareo, da mitandrema sao hifandrigny.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa hoy iao, mandehana araky gne fagnahy da tsy hahantateraky izay filan'ē nofo anareo. \v 17 Fa manohitry gne fagnahy gne filan'ē nofo, ary manohitry gne filan'ē nofo gne fagnirian'ē fagnahy. Fa mifanohitry indreo, mba tsy hahafanareo magnano izany raha tianareo. \v 18 Fa raha tarihin'ē fagna anareo da tsy ho ambanin'ē lalàna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Amizao da miharihary gne asan'ē filan'ē nofo : fijangajanga, fahalotoa, fiteratera, \v 20 fanompoan-tsampy, famosavia, fankahalana, fifamalia, fahasarotam-piaro, fipoan'ē fahavignira, fifandrafia, fisaraham-baza, fizarazara, \v 21 fialogna, fahamamoa, fandrebirebe, ary gne raha mitovy amin'izany. Mampitandrina anareo iao, mitovy tame efa nampitandremiko anareo taloha, fa tsy handova gne fanjakan'Andriamanitry indreo izay mampiatry ireo raha ireo.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa gne vokatry gne fagnahy da fitiava, fifalia, fiadagne, fahareta, hatsaram-pagnahy, fagnamboara ē tsara, finoa, \v 23 fahalemem-pagnaha, ary fahafehezan-tegna; tsy misy lalàna manohitry gne raha mitovy amizany.\v 24 Ireo izay an'i Kristy Jesosy, da efa nagnamaro gne toetra feno fahota niaraka tame fahafinaretany sy gne filany.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Raha miaigny ame fagnahy itsika, azanogno handeha ame fagnaha evakoa. \v 26 Ampetray itsika ho lasa mpieboebo, mifandrangotry, ary mifampialogny.

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 E rahalahy, ra misy olo azon'ny gne ota tsy napoizy, da troafinareo izay mana gne Fanahy tsotry izy, ka mihevera gne tegnanao, fa anao koa mety ho halaim-pagna evakoa. \v 2 Mifanomeza tagna, ka amin'izà da tanterao gne lalàn'i Kristy.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa raha misy magnano e tegnany ho zavatry, izay aniny tsinotsino, da mamitaky gne tegnany izy. \v 4 Fa aoka gne olo agnaby samy agnety gne toetriny agnaby, da samy hana gn'afalia ame tegnany avao izy, fa tsy gn'amin'ny olon-kafa. \v 5 Fa samy inday gne tegnany agnaby gn'olo rehetra.

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Aoka izay ampianary gne teny mba hahafoy zava-tsoa ho agne mampianatry. \v 7 Fa mety hofita anareo. Andriamanitra tsy hay amboara sangisangy, fa gnaninao avao e mipody aminao. \v 8 Fa izay mamafy ho an'ny gne nofony da inday fahasimbà ame nofo, fa izay mamafy ho an'ny gne Fagnahy da hahazo gne fiainagny mandrakizay avy ame Fagnahy.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka valaky gne famboara soa isika. Fa ho avy gne andro andraisantsika gne valiny, raha tsy valaky isika. \v 10 Ka noho izà, satria mana fahafahany isika, da aoka hagnano gne tsara amin'ny gne olo rehetra, indrindra fa ame fianakavian'ny gne finoa.

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Iteo gn'abē gne soratry izay soratan'ē tagnako ho anareo. \v 12 Na ia na ia ta-hiseo ho tsara ame nofo, da indreo e manery anareo hoforà, nefa noho iao avao : fa asika hiagny noho gne hazo fijalian'i Kristy izy.\v 13 Fa na e tegnany izay voafora aza da tsy mitandriny gne lalàna. Nefa tiany hoforà evakoa anareo, mba hiteraterany ame nofonareo.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Tsy hirehareha aho ndre ovia ndre ovia afa tsy ao am'jesosy Kristy Tompo, izay namatsia an'izao tontolo izao tamè Hazo fijalia, raha gne hevitro. \v 15 Fa kosa nahamatsia ahy raha gne hevitry izao tontolo izao gne dinihy. \v 16 Ka ireo izay mandeha magnaraky itiky fitsipiky itiky, da ho aminazy anie gne fiadana sy gne famindram-po, ary ho ame Isirael'Andriamanitra.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Manomboky isia da aoka tsy hisy hanahira anahy esana, fa iao minday gne marik'i Jesosy nofatsia tame Hazo Fijalia. \v 18 Ho aminareo anie, ry rahalahy, gne fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompotsika. Amena.

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> d4b3006a6c35aff021a749dc8e4381f7ff10a0f7
=======
>>>>>>> ee275e9e1893085df45a573c9eee4829aba9fb31
=======
>>>>>>> c616db7350f5255d20ae1389dfda594926ef9f17
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 0354df126b53df52830cd97d74a12fe1ecdc7ef7
=======
>>>>>>> d4b3006a6c35aff021a749dc8e4381f7ff10a0f7
=======
>>>>>>> ee275e9e1893085df45a573c9eee4829aba9fb31
=======
>>>>>>> c616db7350f5255d20ae1389dfda594926ef9f17

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD132",
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"finished_chunks": [
"02-01",
@ -82,6 +83,23 @@
"03-17",
"03-19",
"03-23",
"03-27"
"03-27",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-14",
"06-17",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-22",
"05-25"
]
}