Fri Jan 24 2020 15:29:08 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:29:09 -05:00
commit eeb78ec220
14 changed files with 34 additions and 2 deletions

2
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 1 Eh Galatiana mola! Ia gne namosavy enareo?
Tamasonareo mihitsy gne nagnambarany an'i Jesosy Kristy voahombo.\v 2 Izà vao gne raha tiako enara aminareo: nandray gne Fagnahy tame gn'asanè lalàgna sa tamè finoa izay renareo enareo? \v 3 Mola dato me enao? Nanomboky tamè fagnahy enereo de hiafara amè nofotry ve amizao?

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Moa niaritry raha-maro tame tsy nisy dikany enareo,fa raha tsy misy dikanydato ary izà? \v 5 Moa ve izy izay magnome gne Fagnahy enareo sy magnano asa mahagaga eo aminareo da magnano izà amè asanè lalàgna, sa amè finoa?

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Mitovy amin'i Abraham"nino an'Andriamanitry ary nisaigny ho fahamarignany izany," \v 7 da mitovy izany, fantaro, fa ireo izay amè finoa da zanan'i Abrahama.\v 8 Gne soratry masina, nahita mialoa fa Andriamanitry hagnamarigna ireo jentila ame finoa, da nagnambara gne filazantsara mialoa tamin'i Abraham, nizaka hoe:" avy aminao no hitahia gne ferenena rehetra."\v 9 Io, indreo amè finoa da voatahy miaraka amin'i abrahama, izay olone finoa.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Io iahy miakigny amè gn'asanè lalàgna da eo ambaninè ozogny; fa voasoratry hoe : " voaozogny izay rehetra tsy manaiky gne raha rehetra voasoratry ao agnatinè bokinè lalàna, sy magnano iregny."\v 11 Amizao da mazava fa tsy misy olo izay hamarigny eo anatrean'Andriamanitry amè alalanè lalàna, satria gne marigny da ho velo amè finoa. \v 12 Fa koa, "gn'olo izay magnano gn'asanè lalàgna da tsy maitsy velo amindreo."

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Kristy nagnavotry antsika tamè ozogny lalana tamè nahatongavany ho ozogny ho antsika_fa voasoratry hoe:" voaozogny izay rehetra mihatogny ame hazo"-\v 14 mba ho avy ao amin'i Kristy Jesosy, mba ho amè finoa no ahazoantsika izay fampagnategnanè Fagnahy.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ry rahalahy, avelay ao hizaka araka gne faninè gn'olo. Ao amè fifagnaraha amboarinè gn'olo, tsy misy afaky magnafoagny na magnampy izay ao, rehefa tafapetraky gne lalana izany. \v 16 Ary ireo fampagnategna da nozakainy tamin'i Abrahama sy tamindreo taranakin'ny. Tsy magnambara hoe:" ho anè taranaky," manondro olo maro, fa koa olo raiky avao, " ho anè taranako," da i Kristy.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary izao gne tiako ho zakay:" gne lalàgna, izay avy telo-polo sy efa-jato taona taty afara, da tsy hahafogny gne fagnekena izay efa nampetrak'Andriamanitry mialoa. \v 18 Fa raha avy amè lalàgna gne lova, da tsy avy amè fampagnategna koa izany. Fa Andriamanitry nagnome izany an'i Abrahama tamè alalanè fampagnategna.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ino, ary, gne tajonè lalàgna? Nasia izany noho ireo fandikan-dalàgna, mandra-pahatonganè taranak'i Abrahama eo amin'izay nagnamboara gne fampagnategna. Gne lalàgna da namboarinè mpanao lalàgna raiky ho manan-kery tamè alalanè anjely.\v 20 Fa gne mpanalalana da midika olo mihotry gne raiky, kanefa Andriamanitry da raiky.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Nagnino gne lalàgna manoahitry gne fampagnategnan'Andriamanitry? Sanatria izà! Fa raha nisy lalàgna nagnome izay afaky magnome fiainany, da avy tamè lalàgna tokoa gne fahamarigna. \v 22 Fa gne soratra masina nagnagadra gne raha aby ambanè fahota. Nagnano izany Andriamanitra mba hanomeza ho an'ireo mino gne fampagnategna gne hagnavotagny antsika amè alalanè finoa an'i Jesosy Kristy.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary talohanè gne nahatongavanè finoa, itsika da notananiny ho babo tao ambaninè lalàgna, nogadraigny mandra-pisehonè finoa.\v 24 Koa avy eo gne lalàgna da lasa mpiamby antsika mandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarika amè finoa itsika.\v 25 Fa iaho da avy izany finoana izany, ka tsy eo amabaninè mpiamby koa itsika.\v 26 Fa anareo aby da zanak'Andriamanitra ao amè finoa an'i Kristy Jesosy.

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa maro aminareo izay vita batisa tao am'i Kristy, gne nandray an'i Kristy.\v 28 Ary tsy misy na jiosy na Grika,na andevo anareo ao amin'i Kristy.\v 29 Koa raha an'i Kristy anareo, da taranak'i Abrahama, sy mpandova araky gne fampagnategna enareo.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> d4b3006a6c35aff021a749dc8e4381f7ff10a0f7
=======
>>>>>>> ee275e9e1893085df45a573c9eee4829aba9fb31
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 0354df126b53df52830cd97d74a12fe1ecdc7ef7
=======
>>>>>>> d4b3006a6c35aff021a749dc8e4381f7ff10a0f7
=======
>>>>>>> ee275e9e1893085df45a573c9eee4829aba9fb31

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD132",
"MAD133"
"MAD133",
"MAD136"
],
"finished_chunks": [
"02-01",
@ -69,6 +70,18 @@
"04-03",
"04-26",
"01-03",
"01-18"
"01-18",
"03-04",
"03-title",
"03-06",
"03-10",
"03-01",
"03-21",
"03-13",
"03-15",
"03-17",
"03-19",
"03-23",
"03-27"
]
}