Tue Dec 01 2020 09:22:12 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 09:22:13 -05:00
parent ac95aa3ba6
commit afb51275db
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Tafaran'gne lera telo teo ho eo, da niditry gne vadiny, mbola tsy nahalala izay nitranga. \v 8 Petera nizàka taminy hoe: " Zakay aminah raha izà gne namarotanareo gne tany." Da hoy izy: " Eka, izà mintsy."
\v 7 Tafaran'gne lera telo teo ho eo, da niditry gne vadiny, mbola tsy nahalala izay nitranga. \v 8 Petera nizàka taminy hoe: "Zakay aminah raha izà gne namarotanareo gne tany." Da hoy izy: "Eka, izà mintsy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Avy eo i Petera nazàka anazy hoe: " Nahoa anareo gne nagneky hiara-hitsapa gne Fagnahin'gne Tompo? Igny, gne tombok'ireo olo izay nandevy gne vadinao da eo ambarangara, ary hagnajoso anao indreo. \v 10 Ary lavo tselatsela teo amè tombony izy ary afaky gn'ainy. Rehefa niditry tao indreo tovolahy, da nahita anazy maty, ka ninday anazy nijoso sy nandevigny anazy takeky gne vadiny. \v 11 Raiki-tahotry gne fiangona agnaby, sy indreo rehetra izay naharè izà zavatry izà.
\v 9 Avy eo i Petera nazàka anazy hoe: "Nahoa anareo gne nagneky hiara-hitsapa gne Fagnahin'gne Tompo? Igny, gne tombok'ireo olo izay nandevy gne vadinao da eo ambarangara, ary hagnajoso anao indreo. \v 10 Ary lavo tselatsela teo amè tombony izy ary afaky gn'ainy. Rehefa niditry tao indreo tovolahy, da nahita anazy maty, ka ninday anazy nijoso sy nandevigny anazy takeky gne vadiny. \v 11 Raiki-tahotry gne fiangona agnaby, sy indreo rehetra izay naharè izà zavatry izà.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Famantara sy fahagaga maro gne niseho tamindreo vahoaky tamè alalan'gne tagnandreo Apostoly. Niaraky teo amè fialotr'i Salomona indreo. \v 13 Fa tsy nisy olo hafa nanagny fahasahia hiaraky amindreo; kanefa, gne vahoaky da nanandratry fankasitraha avo andreo.
\v 12 Famantara sy fahagaga maro gne niseho tamindreo vahoaky tamè alalan'gne tagnandreo Apostoly. Niaraky teo amè fialotr'i Solomona indreo. \v 13 Fa tsy nisy olo hafa nanagny fahasahia hiaraky amindreo; kanefa, gne vahoaky da nanandratry fankasitraha avo andreo.

View File

@ -102,9 +102,9 @@
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-14",
"05-17",
"05-19",
"05-22",