Tue Dec 01 2020 09:20:12 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-12-01 09:20:13 -05:00
parent 72eed9d095
commit ac95aa3ba6
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Fa nisy lehilahy raiky nangia hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 ary notagnany gne sasany tamin'ireo vola vidiny ( gne vadiny evakoa nahafantatry izà), ary ninday gne ampahany hafa tamin'izà ary nametraky anazy teo an-tombondreo apostoly.
\c 5 \v 1 Fa nisy lehilahy raiky nangia hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 ary notagnany gne sasany tamin'ireo vola vidiny (gne vadiny evakoa nahafantatry izà), ary ninday gne ampahany hafa tamin'izà ary nametraky anazy teo an-tombondreo apostoly.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Fa Petera nizàka hoe: " Ananiasy, nahoa gne nofenoin'i Satana vandy gne fonao havandy amè Fanahy Masina, sy hitazony gne sasany tamin'ilay vadin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izà, tsy nijanogny ho fanagnanao manokany izà, ary rehefa lafo izà, tsy teo amè fahefanao izà? Akongaia gne niheritreretanao izà zavatry izà tao amè fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Rehefa naharè ireo teny ireo, da lavo tamè tany Ananiasy ka afaky gne ainy, ary nalia tanteraky izay rehetra naharè izà. \v 6 Ary indreo tovolahy da niroso namono lamba anazy, ka nindesindreo nijoso izy ary nalevy.
\v 3 Fa Petera nizàka hoe: "Ananiasy, nahoa gne nofenoin'i Satana vandy gne fonao havandy amè Fanahy Masina, sy hitazony gne sasany tamin'ilay vadin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izà, tsy nijanogny ho fanagnanao manokany izà, ary rehefa lafo izà, tsy teo amè fahefanao izà? Akongaia gne niheritreretanao izà zavatry izà tao amè fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Rehefa naharè ireo teny ireo, da lavo tamè tany Ananiasy ka afaky gne ainy, ary nalia tanteraky izay rehetra naharè izà. \v 6 Ary indreo tovolahy da niroso namono lamba anazy, ka nindesindreo nijoso izy ary nalevy.

View File

@ -98,10 +98,10 @@
"04-29",
"04-32",
"04-34",
"04-36",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-14",