diff --git a/05/01.txt b/05/01.txt index 6c93e43..3b95af9 100644 --- a/05/01.txt +++ b/05/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Fa nisy lehilahy raiky nangia hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 ary notagnany gne sasany tamin'ireo vola vidiny ( gne vadiny evakoa nahafantatry izà), ary ninday gne ampahany hafa tamin'izà ary nametraky anazy teo an-tombondreo apostoly. \ No newline at end of file +\c 5 \v 1 Fa nisy lehilahy raiky nangia hoe Ananiasy, niaraky tamin'i Safira vadiny, nivarotry anjara tany, \v 2 ary notagnany gne sasany tamin'ireo vola vidiny (gne vadiny evakoa nahafantatry izà), ary ninday gne ampahany hafa tamin'izà ary nametraky anazy teo an-tombondreo apostoly. \ No newline at end of file diff --git a/05/03.txt b/05/03.txt index f4d1c64..b0cc86d 100644 --- a/05/03.txt +++ b/05/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Fa Petera nizàka hoe: " Ananiasy, nahoa gne nofenoin'i Satana vandy gne fonao havandy amè Fanahy Masina, sy hitazony gne sasany tamin'ilay vadin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izà, tsy nijanogny ho fanagnanao manokany izà, ary rehefa lafo izà, tsy teo amè fahefanao izà? Akongaia gne niheritreretanao izà zavatry izà tao amè fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Rehefa naharè ireo teny ireo, da lavo tamè tany Ananiasy ka afaky gne ainy, ary nalia tanteraky izay rehetra naharè izà. \v 6 Ary indreo tovolahy da niroso namono lamba anazy, ka nindesindreo nijoso izy ary nalevy. \ No newline at end of file +\v 3 Fa Petera nizàka hoe: "Ananiasy, nahoa gne nofenoin'i Satana vandy gne fonao havandy amè Fanahy Masina, sy hitazony gne sasany tamin'ilay vadin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izà, tsy nijanogny ho fanagnanao manokany izà, ary rehefa lafo izà, tsy teo amè fahefanao izà? Akongaia gne niheritreretanao izà zavatry izà tao amè fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Rehefa naharè ireo teny ireo, da lavo tamè tany Ananiasy ka afaky gne ainy, ary nalia tanteraky izay rehetra naharè izà. \v 6 Ary indreo tovolahy da niroso namono lamba anazy, ka nindesindreo nijoso izy ary nalevy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index d11f7fa..ca0c126 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -98,10 +98,10 @@ "04-29", "04-32", "04-34", + "04-36", "05-title", "05-01", "05-03", - "05-07", "05-09", "05-12", "05-14",