auto save
This commit is contained in:
parent
5a0a09bbd2
commit
57041b98a8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
|
||||
\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory.
|
Loading…
Reference in New Issue