From 57041b98a8ffc229ae5b0897e36debde8603f77f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD133 <> Date: Thu, 23 Jan 2020 04:24:11 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/09.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/09.txt b/04/09.txt index 70c4714..db295ba 100644 --- a/04/09.txt +++ b/04/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory. \ No newline at end of file +\v 9 Momba gne fifakantiavan'gne mpirahalahy, tsy mila olo hafa anareo hanoratry ho anareo, fa gne tegnanareo da nampin'Andremanitra mba hifankatia.\v 10 Amboarinareo tokôtry izany,ho an'ireo rahalay aby erak'i Makedonia. Fa iahay da magnatry,anareo ry rahalay mba hagnano mihotry.\v 11 Magnanatry anareo koa iahay mba hagnoatry hiaigny am-pilaminana. Andiniky gne mombanareo manokana, hiasa ame tagnanareo, araky gne nandidianay anareo,\v 12 mba hanagnanareo fitondra-tegna menddriky eo anatrehany gne tsy mino ary tsy anagny zava-mahory. \ No newline at end of file