plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/25.txt

1 line
399 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 25 Noho ijany die hoy areo taminaje hoe: "Ija moa anao?" Hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: "Araka ijay vôlajako taminareo hatramin'ny vôlohane. \v 26 Managna raha maro hijakaiko sy hitsarana momba anareo Aho. Kanefa, Ijy ijay nagniraka an'Ahe die marina; ary ijay javatre jay regniko taminaje, die hambarako am'ijao tontolo ijao." \v 27 Tsy ajon-dreo anefa fa Ijy die nivoria tamin-dreo momba ny Ray.