plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/31.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 31 Jesôsy nijaka tamin'ny Jiosy jay nino an'Ajy hoe: " Raha mitoetra amin'ny jakako anareo, die ho tena mpianatro; \v 32 ary ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hagnafaka anareo." \v 33Ary areo namaly an'Ajy hoe: " Taranak'i Abrahama ahay ary bola nandivojin'ija na ija hatramin'ijay; ka magnino no hijakanao hoe: 'Ho afaka anareo'?"