plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/50.txt

1 line
334 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

\v 50 Nikodomosy (raika amin'ireo Fariseo, ijay avy mialoha teo aminajy), nijaka hoe: \v 51 "Moa ve ny lalàntsena mitsara olo melohan'ny harignesana anajy ka halalana ijay namboariny?" \v 52 Namaly ijy ireo ary nijaka taminajy hoe: "Avy agny Galilia koa angaha anao? Mitadiava ary jahay fa tsy misy mpaminagny avy lahatagny Galilia."