plt-x-tanala_jdg_text_reg/10/03.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 3 Nodimbiajan'i Jaira ilay Gileadita ijy. Nitsara ny Israely nandritre ny roe amby roapolo taogna ijy.\v 4 Nanagn'anake telopolo lahy ijay nideba ampondra telopolo ijy, ary nanagna tanàna telopolo areo, ijay angehana hoe Havota-jaira mandrak'androany, tagny amin'ny Gileada areo. \v 5 Maty Jaira ary nalevigna tagny Kamona.