\v 3 Nodimbiajan'i Jaira ilay Gileadita ijy. Nitsara ny Israely nandritre ny roe amby roapolo taogna ijy.\v 4 Nanagn'anake telopolo lahy ijay nideba ampondra telopolo ijy, ary nanagna tanĂ na telopolo areo, ijay angehana hoe Havota-jaira mandrak'androany, tagny amin'ny Gileada areo. \v 5 Maty Jaira ary nalevigna tagny Kamona.