auto save
This commit is contained in:
parent
444e5c4a1c
commit
fec37fd48f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna
|
||||
Nalain'ny vahôkan'i Dana ijay nataon'i Mika, torak'ijany ny mpisorogny, ary tonga tao Laisy areo, tagny amin'ny vahôke ijay tsy vôelingeligna sy tsy managna ahiahy ka mamono an-dreo tamin'ny sabatre areo ary nagnoro ilay tanàna. Tsy nisy n'ija n'ija nagnavotre an-dreo satria lalagna lavitre an'i Sidona ijany, ary tsy nanagna fifandresana tamin'ija na ija areo. tagny amin'ny lohasaha ijay akekin'ny Beti-rehoba ijany. Namerigna nanangagna ilay tanàna ireo Danita ka nonigna tao. Nomen-dreo ny agnarana hoe Dana ilay tan
|
Loading…
Reference in New Issue